|
|
|
|

Teny iditra1 arahaba nahazo ny rariny
Singan-teny  2arahaba, 3mahazo, 4rary
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy naharesy an' ady amin' ny fitsarana. [1.1]
Voambolana  7 Teny fanajana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12